<-
->

Apo / Ap 18:21 And a mighty angel took up a stone like a great millstone, and cast it into the sea, saying, Thus with violence shall that great city Babylon be thrown down, and shall be found no more at all. Ary nisy anjely mahery anankiray nibata vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary, dia nanipy izany tany an-dranomasina ka nanao hoe: Hatsipy mafy toy izany no ho fandrava an' i Babylona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony izy. Tamin' izay dia nisy anjely anankiray, naka vato hoatra ny vato lehibe fikosohan-dafarina, ka nanipy azy tany anaty ranomasina, nanao hoe: Hazera tampoka hoatra izany i Babilona tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony! Un Ange puissant prit alors une pierre, comme une grosse meule, et la jeta dans la mer en disant : " Ainsi, d' un coup, on jettera Babylone, la grande cité, on ne la verra jamais plus... "