<-
->

1Sm / 1Sam 13:11 And Samuel said, What hast thou done? And Saul said, Because I saw that the people were scattered from me, and that thou camest not within the days appointed, and that the Philistines gathered themselves together at Michmash; Dia hoy Samoela: Inona no nataonao? Ary hoy Saoly: Raha hitako fa niely nandao ahy ny olona, sady tsy tonga tamin' ny fotoana ianao, ary tafangona tany Mikmasy ny Filistina, Ary hoy Samoela: Fa inona ity nataonao? Dia hoy Saola: Nony hitako fa nihahaka lavitra ahy ny vahoaka, hianao tsy tonga tamin' ny fotoana voafetra ary ny Filistina efa tafavory tany Makmasy Samuel dit : " Qu' as-tu fait ? ", et Saül répondit : " J' ai vu que l' armée me quittait et se débandait, que d' autre part tu n'étais pas venu au jour fixé et que les Philistins étaient rassemblés à Mikmas.