<-
->

1Sm / 1Sam 13:2 Saul chose him three thousand men of Israel; whereof two thousand were with Saul in Michmash and in mount Bethel, and a thousand were with Jonathan in Gibeah of Benjamin: and the rest of the people he sent every man to his tent. Ary Saoly nifantina telo arivo lahy tamin' ny Isiraely, ka ny roa arivo lahy nitoetra teo aminy tany Mikmasy sy tany amin' ny tany havoan' i Betela, ary ny arivo lahy nitoetra teo amin' i Jonatana tany Gibean' ny Benjamina; fa ny olona sisa kosa samy nampodiny ho any an-dainy avy. Telo alin-dahy no nofantenan' i Saola tamin' Israely homba azy; ny roa arivo nitoetra tao aminy tao Makmasy sy tany amin' ny tendrombohitr' i Betela ary ny arivo teo amin' i Jonatasy tany Gabaàn' i Benjamina, fa ny vahoaka sisa, samy nampodiny ho any an-dainy avy. Saül se choisit trois mille hommes d' Israël : il y en eut deux mille avec Saül à Mikmas et dans la montagne de Béthel, il y en eut mille avec Jonathan à Géba de Benjamin, et Saül renvoya le reste du peuple chacun à sa tente.