<-
->

1Sm / 1Sam 13:20 But all the Israelites went down to the Philistines, to sharpen every man his share, and his coulter, and his axe, and his mattock. Ka dia samy nidina ho any amin' ny Filistina ny Isiraely rehetra hanasa ny fangadiny sy ny fiasàny sy ny famakiny ary ny fihadia-taniny. Ka smy nidina nankany amin' ny Filistina Israely rehetra hasana ny angadiny, ny angady mibaka roa, ny famaky, ny angadin' omby; Aussi tous les Israélites descendaient chez les Philistins pour reforger chacun son soc, sa hache, son herminette ou sa faucille.