<-
->

1Sm / 1Sam 13:5 And the Philistines gathered themselves together to fight with Israel, thirty thousand chariots, and six thousand horsemen, and people as the sand which is on the sea shore in multitude: and they came up, and pitched in Michmash, eastward from Bethaven. Ary ny Filistina telo alina an-kalesy sy enina arivo an-tsoavaly ary vahoaka betsaka tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina dia nivory hiady tamin' ny Isiraely; dia nandeha izy ka nitoby tany Mikmasy atsinanan' i Betavena. Dia nivory hiady amin' Israely ny Filistina: telo alina ny kalesiny, enina arivo ny olona an-tsoavaly, ary ny vahoaka tsy hita isa hoatra ny fasika eny amoron-dranomasina. Tonga nitoby teo Makmasy atsinanan' i Bety Avena izy. Les Philistins se rassemblèrent pour combattre Israël, trois mille chars, six mille chevaux et une troupe aussi nombreuse que le sable du bord de la mer, et ils vinrent camper à Mikmas, à l' orient de Bet-Avèn.