<-
->

1Sm / 1Sam 14:30 How much more, if haply the people had eaten freely to day of the spoil of their enemies which they found? for had there not been now a much greater slaughter among the Philistines? Ka mainka fa raha navela hihinanan' ny olona ny babo azony tamin' ny fahavalony, tsy ho nahafatesana be lavitra va ny Filistina? Raha izay ny vahoaka no nihinana androany tamin' ny babo azony tamin' ny fahavalony dia ho mafy lavitra ny nandresena ny Filistina. A plus forte raison, si le peuple avait mangé aujourd' hui du butin qu' il a trouvé chez l' ennemi, est-ce qu' alors la défaite des Philistins n' aurait pas été plus grande ? "