<-
->

1Sm / 1Sam 14:31 And they smote the Philistines that day from Michmash to Aijalon: and the people were very faint. Ary izy ireo namely ny Filistina tamin' izany andro izany hatrany Mikmasy ka hatrany Aialona, ary reraka indrindra ny olona. Namely ny Filistina hatrany Makmasy ka hatrany Ajalòna izy ireo tamin' izany andro izany, ka reraka indrindra ny vahoaka, Ce jour-là, on battit les Philistins depuis Mikmas jusqu'à Ayyalôn et le peuple était à bout de force.