<-
->

1Sm / 1Sam 14:37 And Saul asked counsel of God, Shall I go down after the Philistines? wilt thou deliver them into the hand of Israel? But he answered him not that day. Ary Saoly nanontany tamin' Andriamanitra hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tànan' ny Isiraely va izy? Fa tsy namaly azy akory Izy androtr' iny. Dia nanontany an' Andriamanitra Saola nanao hoe: Hidina hanenjika ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tànan' Israely va ireny? Fa tsy nomeny valy izy, tamin' izay andro izay. Saül consulta Dieu : " Descendrai-je à la poursuite des Philistins ? Les livreras-tu entre les mains d' Israël ? " Mais il ne lui répondit pas ce jour-là.