<-
->

1Sm / 1Sam 14:4 And between the passages, by which Jonathan sought to go over unto the Philistines' garrison, there was a sharp rock on the one side, and a sharp rock on the other side: and the name of the one was Bozez, and the name of the other Seneh. Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan' ny hadilanana izay nitadiavan' i Jonatana hankanesana ao amin' ny miaramilan' ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran' ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran' ny anankiray kosa Sene. Teo an-tenantenan' ny hadilàlana, notadiavin' i Jonatasy hankanesana eny amin' ny antoko-miaramilan' ny Filistina, dia nisy haram-bato kitso loha tamin' ny laniny iray, ary haram-bato kitso loha tamin' ny laniny iray; ny iray natao hoe Bosesa ary ny iray kosa Sene. Dans le défilé que Jonathan cherchait à franchir pour atteindre le poste philistin, il y a une dent de rocher d' un côté et une dent de rocher de l' autre côté. L' une est appelée Boçèç, et l' autre Senné;