<-
->

1Sm / 1Sam 14:48 And he gathered an host, and smote the Amalekites, and delivered Israel out of the hands of them that spoiled them. Ary namory miaramila izy, dia namely ny Amalekita ka namonjy ny Isiraely tamin' ny tànan' izay namaboazy. Nampiseho herim-po tany an' ady izy, dia namely an' i Amaleka, ka nanafaka an' Israely teo an-tànan' izay namabo azy. Il fit des prouesses de vaillance, battit les Amalécites et délivra Israël des mains de ceux qui le pillaient.