<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 14:52 | And there was sore war against the |
Ary mafy ny ady tamin' ny Filistina tamin' ny andron' i Saoly rehetra; koa raha nisy olona matanjaka sy mahery hitan' i Saoly, dia nalainy ho azy. | Nandritry ny andro rehetra niainan' i Saola, dia mafy dia mafy ny ady tamin' ny Filistina, ka nony nahita lehilahy matanjaka sy mahery fo Saola dia nitana azy ho amin' ny fanompoana azy. | Il y eut une guerre acharnée contre les |