<-
->

1Sm / 1Sam 15:4 And Saul gathered the people together, and numbered them in Telaim, two hundred thousand footmen, and ten thousand men of Judah. Ary Saoly namory ny olona ka nandamina azy tao Telaima, dia roa hetsy ny mandeha an-tongotra, ary iray alina ny lehilahy amin' ny Joda. Nampandrenesin' i Saola ny vahoaka izany: dia nampanaoviny matso tany Telaima izy ireo, ka roa hetsy ny miaramila an-tongotra nisainy, ary iray alina ny lehilahy amin' i Jodà. Saül convoqua le peuple et le passa en revue à Télam : deux cent mille fantassins et dix mille hommes de Juda .