<-
->

1Sm / 1Sam 17:1 Now the Philistines gathered together their armies to battle, and were gathered together at Shochoh, which belongeth to Judah, and pitched between Shochoh and Azekah, in Ephesdammim. Ary ny Filistina namory ny miaramilany hiady, ka tafavory tao Soko any Joda izy ary nitoby teo anelanelan' i Soko sy Azeka, dia tao Efesa-damima. Ary namory ny miaramilany ny Filistina mba hiantafika ka tafangona tao Sokao, izay an' i Jodà, dia nitoby tao Efesa-Domina anelanelan' i Sokao sy Azeka. Les Philistins rassemblèrent leurs troupes pour la guerre, ils se concentrèrent à Soko de Juda, et campèrent entre Soko et Azéqa, à Éphès-Dammim.