<-
->

1Sm / 1Sam 17:11 When Saul and all Israel heard those words of the Philistine, they were dismayed, and greatly afraid. Ary raha ren' i Saoly sy ny Isiraely rehetra izany tenin' ilay Filistina izany, dia nivadi-po izy ka raikitahotra loatra. Nivadi-po sy raiki-tahotra mafy Saola sy Israely rehetra, nony nandre izany tenin' ilay Filistina izany. Quand Saül et tout Israël entendirent ces paroles du Philistin, ils furent consternés et ils eurent très peur.