<-
->

1Sm / 1Sam 17:22 And David left his carriage in the hand of the keeper of the carriage, and ran into the army, and came and saluted his brethren. Ary Davida namela ny entany teo anilan' ny mpiambina entana, dia nihazakazaka nankeny amin' ny laharan' ny miaramila, ary tonga ka nanontany ny amin' izay toetry ny rahalahiny. Navelan' i Davida teo amin' ny mpiambina entana ny entany teny aminy, dia nihazakazaka nankeny amin' ny miaramila izy. Avy hatrany dia nanontany ny rahalahiny ny toe-pahasalamany. David laissa son chargement aux mains du gardien des bagages, il courut aux lignes et demanda à ses frères comment ils allaient.