<-
->

1Sm / 1Sam 17:25 And the men of Israel said, Have ye seen this man that is come up? surely to defy Israel is he come up: and it shall be, that the man who killeth him, the king will enrich him with great riches, and will give him his daughter, and make his father' s house free in Israel. Ary hoy ny lehilahy amin' ny Isiraely: Efa hitanareo va io lehilahy miakatra io? Hihaika ny Isiraely no iakarany; koa izay lehilahy mahafaty io dia hataon' ny mpanjaka manan-karem-bevava, ary dia homeny koa ny zananivavy ho vadiny, sady tsy hampandoavin-ketra amin' ny Isiraely ny tarana-drainy. Hoy ny Israelita anankiray nanao hoe: Jereo kely ity lehilahy mandroso eto! Hihaika an' Israely no androsoany. Ka izay lehilahy mahafaty an' io dia sady homen' ny mpanjaka harem-bevava no homeny ny zanany vavy ho vady, ary tsy hampandoaviny hetra ny tranon-drainy eo amin' Israely. Les gens d' Israël dirent : " Avez-vous vu cet homme qui monte ? C' est pour lancer un défi à Israël qu' il monte. Celui qui l' abattra, le roi le comblera de richesses, il lui donnera sa fille et exemptera sa maison paternelle en Israël. "