<-
->

1Sm / 1Sam 17:36 Thy servant slew both the lion and the bear: and this uncircumcised Philistine shall be as one of them, seeing he hath defied the armies of the living God. Ny liona sy ny bera samy novonoin' ny mpanomponao; ary io Filistina tsy mifora io dia ho tahaka ny anankiray amin' ireny, satria nihaika ny miaramilan' Andriamanitra velona izy. Efa samy novonoin' ny mpanomponao ihany ny liona sy ny orsa, ka ho tahaka ny iray amin' ireny koa ilay Filistina ilay tsy mifora io; fa efa naniratsira ny tafiky ny Andriamanitra velona. Ton serviteur a battu le lion et l' ours, il en sera de ce Philistin incirconcis comme de l' un d' eux, puisqu' il a défié les troupes du Dieu vivant. "