<-
->

1Sm / 1Sam 17:43 And the Philistine said unto David, Am I a dog, that thou comest to me with staves? And the Philistine cursed David by his gods. Ary hoy ilay Filistina tamin' i Davida: Alika angaha aho, no hatonin' ialahy amin' ny tehina? Ary nanozona an' i Davida tamin' ireo andriamaniny ilay Filistina Hoy ilay Filistina tamin' i Davida: F' izaho angaha alika, no tehina no hankanesan' ialahy aty amiko? Dia nanozona an' i Davida amin' ireo andriamaniny ilay Filistina. Le Philistin dit à David : " Suis-je un chien pour que tu viennes contre moi avec des bâtons ? " et le Philistin maudit David par ses dieux.