<-
->

1Sm / 1Sam 17:50 So David prevailed over the Philistine with a sling and with a stone, and smote the Philistine, and slew him; but there was no sword in the hand of David. Toy izany no nandresen' i Davida ilay Filistina tamin' ny vaton' antsamotady, fa namely ilay Filistina izy ka nahafaty azy, ary tsy nisy sabatra teny an-tànan' i Davida. Nahomby noho ilay Filistina izany Davida tamin' ny antsamotady iray sy ny vato iray, dia novonoiny ho faty ilay Filistina. Tsy nisy sabatra teny an-tànan' i Davida. Ainsi David triompha du Philistin avec la fronde et la pierre : il abattit le Philistin et le fit mourir; il n' y avait pas d'épée entre les mains de David.