<-
->

1Sm / 1Sam 17:52 And the men of Israel and of Judah arose, and shouted, and pursued the Philistines, until thou come to the valley, and to the gates of Ekron. And the wounded of the Philistines fell down by the way to Shaaraim, even unto Gath, and unto Ekron. Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely sy ny Joda dia nitsangana ka nanakora sy nanenjika ny Filistina hatrany akaikin' i Gata sy ny vavahadin' i Ekrona; ary izay voa tamin' ny Filistina dia niampatrampatra teny amin' ny lalana mankany Saraima ary hatrany Gata ka hatrany Ekrona. Nony hitan' ny Filistina fa maty ilay olo-maheriny, dia vaky nandositra izy ireo. Ary nitsangana ny lehilahy amin' Israely sy Jodà sady nanakora ary nanenjika ny Filistina hatrany amin' ny fidirana ao Geta, sy hatrany am-bavahadin' i Akarona. Niampatrampatra teny an-dàlana ny fatin' ny Filistina hatrany Saraima ka hatrany Geta sy Akarona. Les hommes d' Israël et de Juda se mirent en mouvement, poussèrent le cri de guerre et poursuivirent les Philistins jusqu' aux approches de Gat et jusqu' aux portes d'Éqrôn. Des morts philistins jonchèrent le chemin depuis Shaarayim jusqu'à Gat et Éqrôn.