<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:8 | And he stood and cried unto the armies of |
Ary nijanona izy, dia niantso ny miaramilan' ny Isiraely ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mivoaka hilahatra hiady? Tsy Filistina va aho, ary ianareo kosa mpanompon' i Saoly? Mifidiana lehilahy iray ianareo, ary aoka izy hidina etý amiko. | Nitsatoka izy, dia niantso ny antokon' Israely ka niteny tamin' ny feo avo nanao tamin' izy ireo hoe: Ahoana ange no nivoahanareo hilahatra hiady? Moa tsy Filistina aho, ary hianareo kosa moa tsy mpanompon' i Saola? Koa mifidiana lehilahy anankiray hianareo, hidina hikatroka amiko. | Il se campa devant les lignes israélites et leur cria : " Pourquoi êtes-vous sortis pour vous ranger en bataille ? Ne suis-je pas, moi, le |