<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:27 | Wherefore |
dia niainga Davida, ary nandeha izy sy ny olony ka nahafaty Filistina roan-jato, lahy ary Davida nitondra ny mariky ny fahafatesany ka nanisa azy teo anatrehan' ny mpanjaka mba hahavinanton' ny mpanjaka azy. Dia nomen' i Saoly ho vadin' i Davida Mikala zananivavy. | Ary tsy mbola tapitra akory ny fetr' andro dia nitsangana Davida ary niainga izy sy ny olony, namono roan-jato lahy tamin' ny Filistina sy nitondra ny hodi-tsy miforan' izy ireo Davida; ary nomeny ny mpanjaka araka ny isany marina mba hahatonga azy ho vinantony. Ka dia nomen' i Saola ho vadiny Mikola zanany vavy. | que |