<-
->

1Sm / 1Sam 19:1 And Saul spake to Jonathan his son, and to all his servants, that they should kill David. Ary Saoly niresaka tamin' i Jonatana zanany sy tamin' ny mpanompony rehetra ny amin' izay hahafaty an' i Davida. Fa Jonatana, zanak' i Saoly, kosa tia dia tia an' i Davida. Niresaka tamin' i Jonatasy zanany sy ny mpanompony rehetra Saola ny amin' izay hahafaty an' i Davida. Fatratra kosa anefa ny fitiavan' i Jonatasy zanak' i Saola an' i Davida. Koa nampandre an' i Davida Jonatasy nanao hoe: Saül communiqua à son fils Jonathan et à tous ses officiers son dessein de faire mourir David. Or Jonathan, fils de Saül, avait beaucoup d' affection pour David