<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:18 | So |
Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin' i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon' i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota. | Toy izany no nandosiran' i Davida, ka dia voavonjy izy. Nankany amin' i Samoela tany Ramà izy, ka notantarainy taminy izay rehetra nataon' i Saola taminy. Dia niara-nandeha tamin' i Samoela honona tany Najota izy. |