<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:20 | And |
Ary Saoly naniraka olona hisambotra an' i Davida; ary nony hitan' ireo ny mpaminany tafangona sy maminany ary Samoela mitsangana eo ho lohany, dia tonga tamin' ny irak' i Saoly ny Fanahin' Andriamanitra. ka dia mba naminany koa izy. | Dia naniraka olona haka an' i Davida Saola; kanjo nony hitan' ireo ny antoko-mpaminany naminany ary Samoela nitsangana teo nitarika azy ireo, dia tonga tamin' ny irak' i Saola ny Fanahin' Andriamanitra ka naminany koa izy ireo. |