<-
->

1Sm / 1Sam 2:27 And there came a man of God unto Eli, and said unto him, Thus saith the Lord, Did I plainly appear unto the house of thy father, when they were in Egypt in Pharaoh' s house? Ary nisy lehilahin' Andriamanitra nankany amin' i Ely ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Tsy efa niseho tokoa tamin' ny ankohonan-drainao va Aho, raha mbola tany Egypta tao an-tranon' i Farao izy? Ary nisy olon' Andriamanitra anankiray tonga tao amin' i Helì ary nilaza taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Tsy efa niseho mazava tamin' ny ankohonan-drainao va aho, fony izy mbola tany Ejipta tao an-tranon' i Faraona? Un homme de Dieu vint chez Éli et lui dit : " Ainsi parle Yahvé. Voilà donc que je me suis révélé à la maison de ton père quand ils étaient en Égypte, esclaves de la maison de Pharaon.