<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:12 | And |
Ary hoy Jonatana tamin' i Davida: Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, anie ho vavolombelona! Rehefa fotorako tsara rahampitso na afaka ampitso toy izao ny hevitry ny raiko, ka hitako fa misy soa ho an' i Davida, ka tsy maniraka any aminao aho sy manambara izany aminao, | Ary hoy Jonatasy tamin' i Davida: Iaveh Andriamanitr' Israely! Hotsapaiko i dada rahampitso na rahafakampitso, ka raha tsy misy hatahorana ny amin' i Davida, ka tsy maniraka hilaza izany aminao aho, |