<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:6 | If thy father at all miss me, then say, |
Koa raha hitan' ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera fatratra tamiko Davida mba hikaretsaka kely hankany Betlehema tanànany; fa misy fanatitra fanao amin' izy mianakavy rehetra isan-taona any. | Ary raha tsikaritry ny rainao fa tsy eo aho, dia ataovy hoe: Niera tamiko Davida mba hikaretsaka kely any Betleema tanànany, fa atao ao ny sorona fanao isan-taona ho an' ny fianakaviany rehetra. | Si ton père remarque mon absence, tu diras : " |