<-
->

1Sm / 1Sam 21:3 Now therefore what is under thine hand? give me five loaves of bread in mine hand, or what there is present. Dia hoy Davida tamin' i Ahimeleka mpisorona: Ny mpanjaka efa nanome raharaha ahy, ka hoy izy tamiko: Aoka tsy ho fantatr' olona ny raharaha nanirahako sy nandidiako anao; ka dia nasaiko nankary ny zatovoko. Dia hoy ny navalin' i Davida tamin' i Akimeleka mpisorona: Nomen' ny mpanjaka didy aho, nataony hoe; Aoka tsy hisy olona hahalala ny raharaha anirahako anao, sy nanomezako didy anao. Ka nomeko fotoana any ananona any ny olona momba ahy. David répondit au prêtre Ahimélek : " Le roi m' a donné un ordre et m' a dit : "Que personne ne sache la mission dont je te charge et l' ordre que je te donne! " Quant à mes hommes, je leur ai donné rendez-vous à tel endroit.