<-
->

1Sm / 1Sam 21:6 So the priest gave him hallowed bread: for there was no bread there but the shewbread, that was taken from before the Lord, to put hot bread in the day when it was taken away. Ary Davida namaly ny mpisorona ka nanao taminy hoe: Eny, fa hatramin' ny hateloana efa tsy niara-nitoetra tamim-behivavy rahateo izahay; ary tamin' izaho niainga dia masina ny fanaky ny zatovo; ary na dia tsy masina aza ny lalana, dia hohamasinina anio izy noho ny fanaka. Ka hoy Davida namaly ny mpisorona nanao hoe: Hatramin' ny nandehanako hateloana izay no efa nifady vehivavy izahay, sady masina koa ny kapaoky ny olona miaraka amiko, ka na tsy masina aza ny dia, ny amin' ny momba ny kapaoka kosa dia voahasina. David répondit au prêtre : " Bien sûr, les femmes nous ont été interdites, comme toujours quand je pars en campagne, et les choses des hommes sont en état de pureté. C' est un voyage profane, mais vraiment aujourd' hui ils sont en état de pureté quant à la chose. "