<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 22:9 | Then answered |
Ary Doega Edomita, mpifehy ny mpanompon' i Saoly, namaly ka nanao hoe: Nahita ny zanak' i Jese tonga tany Noba aho tany amin' i Ahimeleka, zanak' i Ahitoba. | Dia hoy Doega ilay Edomita lehiben' ny mpanompon' i Saola namaly azy: Hitako tonga tany Nobe, tao amin' i Akemeleka zanak' i Akitoba, ny zanak' i Isaï. |