<-
->

1Sm / 1Sam 23:5 So David and his men went to Keilah, and fought with the Philistines, and brought away their cattle, and smote them with a great slaughter. So David saved the inhabitants of Keilah. Dia lasa Davida sy ny olony nankany Keila ary niady tamin' ny Filistina ka namabo ny ombiny sady nahafaty olona be dia be. Ary dia voavonjin' i Davida ny mponina tao Keila. Dia nandeha Davida nankany Keilà niaraka tamin' ny olona momba azy, ka niady tamin' ny Filistina. Nahorony ny biby fiompiny, ary nandresy azy mafy dia mafy izy. Izany no namonjeny ny mponina tao Keilà. David alla donc à Qéïla avec ses hommes, il attaqua les Philistins, enleva leurs troupeaux et leur infligea une grande défaite. Ainsi David délivra les habitants de Qéïla. -