<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 27:1 | And |
Ary Davida nanao anakampo hoe; Mbola ho fatin' ny tànan' i Saoly ihany aho indray androany; tsy misy mahasoa ahy afa-tsy ny mandositra haingana any amin' ny tanin' ny Filistina, dia hamoy ahy Saoly ka tsy hitady ahy eran' ny tanin' ny Isiraely intsony, dia ho afaka amin' ny tànany aho. | Ary hoy Davida anakampony: Mbola ho fatin' ny tànan' i Saola ihany aho, indray andro any, ka ny mandositra faingana any amin' ny tanin' ny Filistina no mety amiko indrindra, mba hitsaharan' i Saola tsy hitady ahy intsony amin' ny faritanin' Israely rehetra, dia ho afaka amin' ny tànany aho. |