<-
->

1Sm / 1Sam 27:6 Then Achish gave him Ziklag that day: wherefore Ziklag pertaineth unto the kings of Judah unto this day. Dia nomen' i Akisy azy androtrizay Ziklaga; ka dia an' ny mpanjakan' ny Joda ambaraka androany Ziklaga. Dia nomen' i Akisa azy androtr' izay ihany Sikelega; noho izany dia an' ny mpanjakan' i Jodà Sikelega mandrak' androany. Ce même jour, Akish lui donna Çiqlag. C' est pourquoi Çiqlag a appartenu jusqu'à maintenant aux rois de Juda.