<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:18 | Because thou obeyedst not the voice of the |
Satria tsy nihaino ny feon' i Jehovah ianao ka tsy nahatanteraka ny fahatezerany mirehitra tamin' ny Amalekita, dia izany no nanaovan' i Jehovah izao zavatra izao taminao androany. | Satria tsy nihaino ny feon' ny Tompo hianao, fa tsy nanao tamin' i Amaleka araka ny firehitry ny hatezerany; ka izany no nanaovan' ny Tompo toy izao taminao androany. | parce que tu n' as pas obéi à |