<-
->

1Sm / 1Sam 29:1 Now the Philistines gathered together all their armies to Aphek: and the Israelites pitched by a fountain which is in Jezreel. Ary ny Filistina dia namory ny miaramilany rehetra ho ao Afeka; fa ny Isiraely kosa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezirela. Ary namory ny miaramilany rehetra tao Afeka ny Filistina, fa nitoby teo anilan' ny loharano ao Jezraela kosa Israely. Les Philistins concentrèrent toutes leurs troupes à Apheq, tandis que les Israélites campaient à la source qui est en Yizréel.