<-
->

1Sm / 1Sam 29:2 And the lords of the Philistines passed on by hundreds, and by thousands: but David and his men passed on in the rereward with Achish. Ary ireo andrianan' ny Filistina nandroso nitarika ny miaramilany isan-jato sy isan' arivo; fa Davida sy ny olony kosa nandroso teo aoriana niaraka tamin' i Akisy. Raha nandroso nitarika ny an-jatony sy ny an' arivony ireo andrianan' ny Filistina, ary Davida sy ny olony kosa namindra tery amin' ny vody làlana, niaraka tamin' i Akisa, dia hoy ireo filohan' ny Filistina: Les princes des Philistins défilaient par centuries et par milliers, et David et ses hommes défilaient les derniers avec Akish.