<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 29:8 | And |
Fa hoy Davida tamin' i Akisy: Inona no nataoko, ary inona no hitanao tamin' ny mpanomponao hatrizay nitoerako tatý aminao ka mandraka androany, no tsy hahazoako mandeha hiady amin' ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko? | Dia hoy Davida tamin' i Akisa: Fa inona no nataoko; ary inona no hitanao tamin' ny mpanomponao, hatrizay nitoerako teto aminao ka mandrak' androany, no dia tsy hahazo mandeha hiady amin' ny fahavalon' ny mpanjaka tompoko aho? |