<-
->

1Sm / 1Sam 29:9 And Achish answered and said to David, I know that thou art good in my sight, as an angel of God: notwithstanding the princes of the Philistines have said, He shall not go up with us to the battle. Ary Akisy namaly an' i Davida hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin' Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan' ny Filistina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy. Ary hoy Akisa namaly an' i Davida: Fantatro fa tsara tamiko hianao hoatra ny anjelin' Andriamanitra, fa ny filohan' ny Filistina nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika amin' ny ady izy. Akish répondit à David : " C' est vrai que tu m' es aussi agréable qu' un ange de Dieu, seulement les princes des Philistins ont dit : "Il ne faut pas qu' il aille au combat avec nous. "