<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 30:11 | And they found an |
Ary nahita lehilahy Egyptiana tany an-tsaha ny olona, ka nentiny tany amin' i Davida; ary nomeny hanina ralehilahy, ka nihinana izy, ary nampisotroiny rano koa izy. | Ary nahita lehilahy Ejipsiana anankiray tany an-tsaha izy ireo ka nentiny tao amin' i Davida. Ary nomeny mofo izy dia nihinana ary nampisotroin-drano, | On trouva un |