<-
->

1Sm / 1Sam 30:14 We made an invasion upon the south of the Cherethites, and upon the coast which belongeth to Judah, and upon the south of Caleb; and we burned Ziklag with fire. Izahay efa nanafika ny tany atsimo izay an' ny Keretita sy ny an' i Joda ary ny tany atsimo izay an' i Kaleba ary nandoro an' i Ziklaga tamin' ny afo. Nanafika ny Negeban' ny Keretiana sy ny faritanin' i Jodà mbamin' ny Negeban' i Kaleba izahay, ary nodoranay Sikelega. Nous avons fait la razzia contre le Négeb des Kerétiens et celui de Juda et contre le Négeb de Caleb, et nous avons incendié Çiqlag. "