<-
->

1Sm / 1Sam 30:16 And when he had brought him down, behold, they were spread abroad upon all the earth, eating and drinking, and dancing, because of all the great spoil that they had taken out of the land of the Philistines, and out of the land of Judah. Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran' ny tany izy ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben' ny babo rehetra izay azony tamin' ny tanin' ny Filistina sy ny tanin' ny Joda. Nony nitarika azy izy, dia indreo ny Amalesita, miely eran' ny tany, mihinana sy misotro, ary mandihy, fa nahazo babo betsaka tamin' ny tanin' ny Filistina sy ny tanin' i Jodà. Il l' y conduisit donc, et voici qu' ils étaient disséminés par toute la contrée, mangeant, buvant et faisant la fête, à cause de tout le grand butin qu' ils avaient rapporté du pays des Philistins et du pays de Juda.