<-
->

1Sm / 1Sam 30:17 And David smote them from the twilight even unto the evening of the next day: and there escaped not a man of them, save four hundred young men, which rode upon camels, and fled. Ary Davida namely azy tamin' iny takariva iny ka hatramin' ny ampitso hariva; ary tsy nisy olona afaka, afa-tsy zatovo efa-jato lahy izay nitaingina rameva ka nandositra. Nasian' i Davida izy ireo, hatramin' ny takarivan' izay ka hatramin' ny ampitso hariva, tsy nisy afa-nandositra afa-tsy zatovo efa-jato lahy izay nitaingin-drameva, dia nitsoaka. David les massacra, depuis l' aube jusqu' au soir du lendemain. Personne n' en réchappa, sauf quatre cents jeunes hommes, qui montèrent sur les chameaux et s' enfuirent.