<-
->

1Sm / 1Sam 30:23 Then said David, Ye shall not do so, my brethren, with that which the Lord hath given us, who hath preserved us, and delivered the company that came against us into our hand. Fa hoy Davida: Aza manao izany amin' izay nomen' i Jehovah antsika, ry rahalahy; fa niaro antsika Izy, ary natolony teo an-tanantsika ny jirika izay tonga namely antsika. Nefa hoy kosa Davida: Aza manao toy izany, ry rahalahy, amin' ny zavatra nomen' ny Tompo antsika, satria niaro antsika izy sy nanolotra eo an-tànantsika ny jirika tonga hamely antsika. Mais David dit : " N' agissez pas ainsi, mes frères, avec ce que Yahvé nous a accordé : il nous a protégés et il a livré entre nos mains le rezzou qui était venu contre nous.