<-
->

1Sm / 1Sam 30:26 And when David came to Ziklag, he sent of the spoil unto the elders of Judah, even to his friends, saying, Behold a present for you of the spoil of the enemies of the Lord; Ary raha tonga tao Ziklaga Davida, dia mba nanaterany ho an' ny loholon' ny Joda sakaizany ny babo ka nataony hoe: Inty izay saotra ho anareo avy amin' ny babo azo tamin' ny fahavalon' i Jehovah, Nony tafaverina tany Sikelega Davida dia nampanaterany ho an' ny loholon' i Jodà, sakaizany, ny babo azony, nataony hoe: Iny fanatitra ho anareo, avy amin' ny babo azo tamin' ny fahavalon' ny Tompo; Arrivés à Çiqlag, David envoya des parts de butin aux anciens de Juda, selon leurs villes, avec ce message : " Voici pour vous un présent pris sur le butin des ennemis de Yahvé ",