<-
->

1Sm / 1Sam 30:6 And David was greatly distressed; for the people spake of stoning him, because the soul of all the people was grieved, every man for his sons and for his daughters: but David encouraged himself in the Lord his God. Ary ory indrindra Davida, fa ny olona nifampitaona hitora-bato azy, satria samy nalahelo ny zananilahy sy ny zananivavy ny olona rehetra; fa Davida kosa nampahery ny tenany tamin' i Jehovah Andriamaniny. Niferin' aina mafy Davida, fa nanao teny hitora-bato azy ny antoko-miaramilany, satria samy nahatsiaro mangidy mafy loatra tao am-pony ny vahoaka noho ny amin' ny zanany lahy sy ny zanany vavy. Nefa nampahery ny tenany tamin' ny Tompo Andriamaniny, Davida. David était en grande détresse, car les gens parlaient de le lapider; tous avaient en effet l'âme pleine d' amertume, chacun à cause de ses fils et de ses filles. Mais David retrouva courage en Yahvé son Dieu.