<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 30:9 | So |
Dia lasa Davida sy ny enin-jato lahy izay nanaraka azy ka tonga teo amin' ny renirano Besora, ary teo no nijanonan' ny sasany. | Dia niainga Davida sy izy enin-jato lahy izay niaraka taminy. Nony tonga teo amin' ny ranon-driaka Besora izy ireo, dia niato ny mpitaredretra tamin' izy ireo. |