<-
->

1Sm / 1Sam 31:9 And they cut off his head, and stripped off his armour, and sent into the land of the Philistines round about, to publish it in the house of their idols, and among the people. Ary notapahiny ny lohany, sady nalainy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin' ny tanin' ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany ao amin' ny tranon' ny sampiny sy amin' ny olona. Dia notapahiny ny lohany, nalainy ny fiadiany, ary naniraka olona izy ireo mba hiantso izany vaovao mahafaly izany eran' ny tanin' ny Filistina rehetra, tao an-tempolin-tsampiny, sy amin' ny vahoaka. Ils lui tranchèrent la tête et le dépouillèrent de ses armes, et ils les firent porter à la ronde dans le pays philistin, pour annoncer la bonne nouvelle à leurs idoles et à leur peuple.