<-
->

1Sm / 1Sam 4:10 And the Philistines fought, and Israel was smitten, and they fled every man into his tent: and there was a very great slaughter; for there fell of Israel thirty thousand footmen. Ary niady ny Filistina, dia resy ny Isiraely, ka samy nandositra ho any an-dainy avy izy rehetra, ary be dia be no maty, dia lehilahy telo alina mandeha an-tongotra tamin' ny Isiraely no niampatrampatra. Dia niady ny Filistina ka resy Israely sy samy nandositra ho any an-dainy avy; ary mafy tokoa ny faharesena ka nisy telo alina ny olona an-tongotra no lavo tamin' Israely. Les Philistins livrèrent bataille, les Israélites furent battus et chacun s' enfuit à ses tentes; ce fut un très grand massacre et trente mille hommes de pied tombèrent du côté d' Israël.