<-
->

1Sm / 1Sam 4:12 And there ran a man of Benjamin out of the army, and came to Shiloh the same day with his clothes rent, and with earth upon his head. Ary nisy lehilahy Benjamita anankiray nihazakazaka avy tany tamin' ny miaramila ka tonga tao Silo androtrizay ihany, ary triatra ny akanjony, sady nihosin-tany ny lohany. Androtr' izay ihany dia tonga tao Silao ny lehilahy anankiray amin' i Benjamina nihazakazaka avy any an-tany niadiana, rovitra ny akanjony, nihosom-bovoka ny lohany. Un homme de Benjamin courut hors des lignes et atteignit Silo le même jour, les vêtements déchirés et la tête couverte de poussière.